Fikambanan'ny Mpamaky Teny Antso Mahatoky Fenoarivo - MTAMF

Ny MT-AMF dia fikambanana nijoro teto anivon’ny Fitandremana Antso Mahatoky Fenoarivo, ny 23 martsa 2025. Izy no fikambanana zandriny indrindra raha araka ny vanimpotoana.

Tanjona

  1. Fampitana ny Soratra Masina amin’ny alalan’ny vakiteny: Marina, Mazava ary Miaina
  2. Mpitondra ny hafatr’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Soratra Masina.
  3. Hampiroborobo sy fanomezan-danja ny fampitàna ny hafatry ny  Tenin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny Soratra Masina.
  4. Hanofana sy hampiofana ireo mpikambana ho mpamaky teny mahay, araka izay efa nampianarana.
  5. Mandray anjara eo anivon’ny Fiangonana amin’ny famakiana teny soratra Masina.

Hisoratra anarana

Efa misokatra izao ny fisoratana anarana amin’ny Fiofanana ho mpamaky teny. Hisoratra anarana

Fandaharana

Mandrafitra ny Birao
2
Mpikambana
10
Vakiteny natao
20