Natolotra ireo Birao sy Mpikambana eo amin’ny MT-AMF

Tamin’ny alahady 30 Martsa teo no naseho teo anoloan’ny Mpianakavin’ny finoana ireo Mpikambana sy Birao mandrafitra ny Fikambanan’ny Mpamaky Teny.

Araka izany dia toy izao ireo Birao :

NY FILOHA :
ARIMANANTSOA Jean Michel
NY FILOHA MPANAMPY :
RAVAOARIMIADANA Annita
MPITAN-TSORATRA (1) :
RAFARALAHY Manankasina Stéphanie
MPITAN-TSORATRA (2) :
RAMANDIARINTSOA Njara Hasinala
MPITAN-TSORATRA NY VOLA :
RAMIALIHARIMANGA Haja Harivola
MPITAM-BOLA :
HARISOA Felana
MPANOLO-TSAINA (1) :
RAHERIMANDIMBISOA Rojotiana
MPANOLO-TSAINA (2) :
RAMALALATIANA Olivia
MPANOLO-TSAINA (3) :
RAHERINIAINA Tiana