Ny Fikambanan’ny Mpamaky Teny Antso Mahatoky Fenoarivo (MTAMF), izay miasa eo anivon’ny Fiangonana, dia mankalaza am-pifaliana ny tsingerintaona voalohany nijoroany.
Ity fikambanana ity dia iray amin’ireo sampana tanora indrindra ao amin’ny fiangonana, natsangana tamin’ny 23 martsa 2025, ary efa nahavita asa lehibe teo amin’ny fanompoana ny Tenin’Andriamanitra.
Fikambanana mitondra ny Tenin’Andriamanitra.
Ny MTAMF dia manana tanjona mazava sy manan-danja, dia ny:
Ny fankalazana ny faha-herintaona dia fotoana iray lehibe ho an’ny fikambanana, satria:
Nandriatry ny fotoana dia nisy ny :
Rehefa miditra amin’ny taona faharoa ny MTAMF dia mikendry hatrany ny vina dia ny hahatonga ny mpikambana tsirairay ho matihanina amin’ny famakian-teny, ny fahaizana mampita ny fahalalana amin’ny hafa (mpikambana vaovao).
Famaranana
Ny Fikambanan’ny Mpamaky Teny Antso Mahatoky Fenoarivo dia porofo fa na dia vao manomboka aza, dia afaka mitondra fiovana lehibe eo amin’ny fiainam-panahy sy ny fiangonana iray manontolo.