Description
Ny Sampana Vokovokomanga, ny Rantsana Fanantenana eto amin’ny FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo dia mikarakara Rindra-kira iarahana amin’ny tarika Ndriana Ramamonjy. Ny Seho dia atao eto amin’ny FJKM Antso Mahatoky Fenoarivo ny 15 JONA 2025 manomboka amin’ny 2Ora 30
Avis
Il n’y a pas encore d’avis.