Ny Sekoly Alahady dia sampana velona eto anivon’ny Fiangonana, mitaiza sy manabe ny ankizy amin’ny alalan’ny Soratra Masina.
Izy no sampana hiaingana voalohany, satria avy ao no fanabeazana fototra ho an’ny zanaky ny Fiangonana
Fianarana ny Soratra Masina sy ny tantara ao amin’ny Baiboly ary ny fivelomana amin’ny tenin’Andriamanitra.
Ankoatra ny fitoriana atao isaky ny Alahady anatin’ny fotoam-pivavahana toy ny 5 mandritry ny Sekoly Alahady, dia manana anjara ihany koa ny Sekoly Alahady amin’ny alalan’ny fitoriana an-kira izay andraisan’ny Sekoly Alahady Mihira (SAM).
Hetsika
Mifantoka ao anatin’ny lohateny
Raha maniry hampianatra na hianatra, dia tsara ny manatona ny tompon’andraikitry ny Sekoly Alahady afahana manome ny toromarika sy ny kilasy mifanaraka amin’izany. Matetika, ny fidirana amin’ny Sampana Sekoly Alahady dia mitaky:
Hanaraka ireo vaovao samihafa