« Raiso ny famonjena ho fiarovan-doha, ary ny tenin’Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy » (Efesiana.6, 17)
Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra tompoko amin’ny fiaraha-manompo sy ireo fanohanana ataonareo ny Sampana Sekoly Alahady.
« Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry.
ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany »Ohabolana 6/10
Afaka sontomina eto ny fandaharam-potoana mandritry ny volana Desambra
Varotra vokatra fahafoizana
Mpiandraikitra ao @ k6+k8+k9+ k10
Mpiandraikitra ao @ k5 +k7 + SAM
Mpiandraikitra ao @ k2 + k4
Mpiandraikitra ao @ k1 +k3
Iarahana @ ireo Sampana Velona, Fikambanana ao amin’ny fitandremana sy ireo vahiny nasaina ho famaranam-bokatra