Sampana Lehilahy Kristiana

SLK

2025

Fanazavana ny SLK

Ny Sampana Lehilahy Kristiana dia fikambanan’ny lehilahy ao amin’ny FJKM, mivondrona mba hanamafy ny finoana sy hanatanteraka ny asa fanompoana ho an’ny Tompo sy ny Fiangonana.

Ao anatin’ny Sampana dia ahitana tanora sy olon-dehibe.

Tanjona

Hitory ny filazantsara amin’ny lehilahy rehetra mba hahatonga azy ho Lehilahy Kristiana mpitarika mahomby, handray andraikitra eo amin’ny fampandrosoana ny olona rehetra sy ny olona manontolo, ka mba ho « LEHILAHY LEHIBE MAHATRATRA NY OHATRY NY HALEHIBEN’NY FAHAFENOAN’I KRISTY » (Sal. 22 : 22 ; Efes. 13:4).

Hetsika

  • Manabe sy mampahery ny lehilahy amin’ny fianarana ny Soratra Masina.
  • Manentana ho amin’ny asa soa sy fiaraha-miasa amin’ny sehatra rehetra: Fampiofanana sy fifanakalozana traikefa
  • Mampivelatra ny fahaiza-mitarika sy ny fiainana maha-kristiana eo amin’ny tokantrano, ny fiangonana ary ny fiaraha-monina: Fandraisana anjara mavitrika amin’ny fanorenana sy fanatsarana ny fiangonana

Mpikambana 75

Mifampizara traikefa

Ezaka tenue

Ho fampitaovana ny Sampana SLK